« Tolon’omby » ou la « zébumachie » est une culture propre à la région de Matsiatra Ambony. C’est un sport créé lors des festivités pour la venue dans la région des fils du roi Ravelonandro.
Ny « tolon’omby » dia kolontsaina mampiavaka ny faritra Matsiatra Ambony. Fanatanjahantena izy ity ary noforonina nandritra ny lanonana nankalazana ny fahatongavan’ny zanaky ny mpanjaka Ravelonandro tao Matsiatra Ambony.