Derrière le mot Firenena, il y a la philosophie et l'état d'esprit des Malgaches. La source et la raison de notre existence ainsi que la définition de l'être humain sont liées à ce mot, explique l'académicien Ranjatohery Harilala.
Ny filozofia sy fotom-pisainana Malagasy ao ambadiky ny teny hoe Firenena. Zavatra telo no mamaritra izany dia ilay loharano nipoirana izay nampisy ny tena.  Nampiorina ny fisiana sy namaritra ny maha- olona. Ary ny  vokatry ny tany no  iveloman'ny Malagasy izay mirakitra ny taolam-balony. Io no hazavain'i Ranjatohery Harilala, akademisianina ato anatin'ny fandaharana Sandrify.