La bénédiction tient une place importante dans la croyance malgache. Quand les choses vont mal, on pense tout de suite que c'est parce qu'on n'a pas eu de bénédiction pour le faire. Chez le peuple Antambahoaka, une grande fête se tient chaque année, pendant laquelle le roi donne sa bénédiction aux agriculteurs. Ce jour marque le début du calendrier cultural.
Ny tsodrano zava mahery. Efa faheno matetika io fiteny io indrindra refa misy hanori-tokatrano. Tsy voatery hoe rehefa hanambady ihany anefa vao mila mangata tso-drano. Ho an-dry zareo Antambahoaka ohatra dia misy ny tso-drano omen'ny mpanjaka ho an'ireo olona hiosy ny taniny sy ireo mpamboly rehetra isaky ny tranobe. Io fotoana io no manamarika ny fiandohan'ny fotoan-pambolena.