Investir est un pas vers le développement si on le fait à bon escient. Les appels à projet, les aides diverses et le crowdfunding sont efficaces pour solliciter des fonds et constituent des solutions pour aider les jeunes à lancer leur entreprise. Découvrons un peu plus ce sujet.
Comme tout autre pays, Madagascar est un pays régi par des lois. L’arrêté régional fait partie de ces lois et règlementations. Celui-ci est nécessaire pour coordonner, régler un problème et régulariser un secteur d’activité bien précis.
Tsara ny miditra anatin’ny sehatry ny fandraharahana mba hirosoana amin’ny fandrosoana. Misy fomba vitsivitsy azo atoro ny tanora ahitana vola fanampiana ho an’ny orinasan’izy ireo na ny tetik’asa fananganana orinasa. Anisan’izany ny appels à projets, ny crowdfunding sy ny fanampiana mpandraharaha. Andao ary ho fantarina bebe kokoa ny momba izay.
Tany tan-dalà na i Madagasikara. Maro ireo lalà na manan-kery ato amin’ny tany sy ny fanjakana. Anisan’izany lalà na izany ny atao hoe arrêté régional. Izy ity dia natao indrindra handrindrana, handaminana ary hampanarahan-dalà na sehatr’asa iray.
Â