COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Ndao hifanosika Fianara
Des jeunes fianarois de "Ndao hanosika Fianara"

KSK : L'Entrepreneuriat Social

A part l'entrepreneuriat habituel, il y a aussi l'entrepreneuriat social dont les projets répondent à des problématiques de développement durable ou de problèmes sociaux. Non seulement cela permet de gagner de l’argent mais aussi d’aider son prochain. Laryssa Ramiandrisoa est une jeune entrepreneure sociale de Fianarantsoa dont le projet appelé "Ndao Hifanosika Fianara" vise à inciter les gens à créer eux-mêmes leurs propres emplois, à acquérir la culture entrepreneuriale. C’est encore du bénévolat mais elle pense déjà que ce projet génèrera de l'argent.


Ankoatran'ny fandraharahana tsotra dia misy ihany koa ny atao hoe fandraharahana ara-tsosialy na ny "entrepreneuriat social". Ny tetik'asa izay voizina amin'izy io dia mamaly an'ireo olana ara-tsosialy sy ireo olana manodidina ny fampandrosoana lovain-jafy.

Hahafahana mampidi-bola sy manampy an'ireo mpiara-belona ihany koa ny fandraharahana ara-tsosialy.Tanora iray mpandraharaha ara-tsosialy i Laryssa Ramiandrisoa."Ndao Hifanosika Fianara" no anaran'ny tetik'asany izay natao hitarihana ny sain'ny olona mba hahay hitrandraka izay zava-misy ahafahana mamorona ny asa ho an'ny tena fa tsy miandry tolorana. Mbola miasa antsitra-po izy hatramin'izao fa efa manana eritreritra hampidiram-bola an'ilay tetik'asa.

 

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 19 Fandaharana Ketrika Sy Kandra -JEUX - ENTREPRENARIAT - SOCIAL-
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter