Nous avons la fâcheuse tendance de jeter les capsules de jus et de café nespresso. Mais l'entreprise Green Tocco à Tuléar les réutilise pour en faire des bijoux : collier, boucles d'oreilles ... Ce système de recyclage contribue à la préservation de l'environnement à part le fait d'être source de revenu. Rasoambahiny Lovasoa, le responsable de cette activité, nous partage son métier dans l'émission Ketrika sy Kandra.
Matetika isika manary ireny sarona tavoahangy avy nampiasaina ireny na koa ireny kapsily avy nisy kafe nespresso ireny. Ny orinasa Green Tocco any Toliara anefa mamadika ny kapsily ho lasa firavaka indray : rojo, kavina ... Miaro ny tontolo iainana ny zavatra ataony no sady miteraka fidiram-bola ihany koa. RASOAMBAHINY Lovasoa, izay tompon'andraikitra avy ao amin' io orinasa io no hiaraka amintsika ato anatin' ny Ketrika sy Kandra.