Raymond Rakotoarisoa a hérité du savoir-faire de ses parents dans la préparation du Koba, le gâteau typiquement malgache. Ses koba sont très demandés, ce sont les fameux « koba Faravohitra ». Pour lui, c'est un métier qui paie bien car cela peut lui rapporter 50.000 Ar par jour.Â
Iza no tsy mahalala izany « Koba Faravohitra » izany raha mbola eto Antananarivo. Nandova ny fahaiza-manaon'ny ray aman-dreniny i Raymond Rakotoarisoa tamin'ny fanamboarana azy. Mahavelona tokoa ity asa ity raha hoan'i Raymond manokana satria mitentina 50.000 Ar eo ny tombom-barotra azony anatin'ny iray andro.