La pisciculture : un secteur ayant un potentiel important à Madagascar. « Il n’est pas nécessaire d’avoir un énorme fonds de départ pour se lancer dans ce domaine » explique Mino Rabemahandry, piscicultrice à Ambatolampy Tsimahafotsy. Elle a démarré avec un petit bassin dans sa cour il y a trois ans. Maintenant, elle utilise une surface d’environ 63 Ha. Néanmoins, il y a des normes à respecter pour le bien-être des poissons et pour optimiser la rentabilité de l’activité.
Ny fiompiana trondro : sehatra mbola malalaka eto Madagasikara. Tsy voatery manana volabe hiaingà na vao afaka miroso amin’izany hoy i Mino Rabemahandry, mpiompy trondro eny ambatolampy tsimahafotsy. Dobo kely teo an-tokotany no niaingà ny telo taona lasa izay. Ankehitriny anefa dia manana dobo amina velaran-tany 63 ha izy. Misy kosa ireo fenitra izay tsy maintsy arahina raha tiana hitombo tsara ny trondro.