COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Sylvanno Ratsimandresy
L'équipe de réalisation en plein tournage d'un clip vidéo.

Ketrika sy kandra : Être réalisateur de clip vidéo : une occasion sur le marché international

Derrière la caméra des films et des différents clips vidéo se cache le «réalisateur» qui occupe un rôle très important dans une production audiovisuelle. Comme son nom l'indique, le réalisateur s'occupe de l'encadrement, de la création et des réalisations des scènes afin de satisfaire le producteur et surtout les téléspectateurs. Il gère également toute l'équipe de la production sur l'expression artistique ainsi que les côtés techniques. Sylvanno Ratsimandresy, un réalisateur de clip vidéo connu, nous donne les détails.

Ao ambadiky ny sarimihetsika sy horonantsary isan-karazany hitantsika ireny, misy asa isan-karazany. Anisan'izany ny «mpanatontosa » izay mitana anjara andraikitra lehibe amin' ny famokarana haino aman-jery. Ny mpanatontosa dia miandraikitra ny famoronana sy fanatanterahana ny sary ary famoahana izany ho kanto mba hanomezana fahafaham-po ny mpamokatra fa indrindra ny mpijery.  Izy ihany koa no mandamina ny ekipan' ny famokarana miainga amin' ny fanaingoana ny sehatra na toerana  hatramin'ny lafiny teknika.  Sylvanno Ratsimandresy, mpanatontosa horonantsary  efa fantatry ny maro no hiresaka momba izay.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 13 KSK - REALISATEUR - CINEMA LUCIANNA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter