Antsiranana: Face à la capacité très limitée du marché du travail, les jeunes se penchent sur les possibilités de s’offrir un emploi décent en créant leur propre entreprise. C’est le cas de Olivia Rakotondrasoa, une jeune qui a entrepris dans le domaine de transformation pour s’intégrer peu à peu dans le monde professionnel.
Anisan’ny olana sedrain’ny tanora ankehitriny ny fitadiavana asa mendrika. Misy amin’izy ireo no miditra amin’ny asa famoronana, izay sady manome asa ihany koa ny tanora hafa. Toy ny ataon’i Rakotondrasoa Olivia, izy izay manodina «Agnamorôngo» ahazoana savony, dité, lohamenaka sns. Tsy vitsy amin’ny tanora koa no efa miditra tsikelikely amin’ny tontolon’ny asa dieny mbola eny amin’ny anjerimanontolo.