Le monde professionnel est, certes, un vaste domaine peut être effrayant et fatiguant mais il peut devenir meilleur si l'on sait développer des compétences appelées soft skills. Découvrez de quoi il s'agit. Explications d'Eudoxie Beanjara.
Mety hampatahotra na hamizana ny tontolon'ny asa indraindray. Fa raha mahay mamboly na mampivelatra fahaiza-manao antsoina hoe soft skills ianao dia hahomby eo amin'izany tontolo iray izany. Fantaro ato ary hoe inona avy izany. Fanazavana entin'i Eudoxie Beanjara.