Issu d'une famille de planteurs de vanille, Jean Petera Eugénio s'est lancé dans le marché de la vanille dans le but d'accomplir son rêve de devenir entrepreneur dans ce secteur. Découvrons dans l'émission Ketrika sy Kandra comment il a géré la transition de jeune diplômé en droit vers la fonction d'entrepreneur dans la filière vanille.
Nanosika an'i Jean Petera Eugénio handraharaha amin'ny resaka lavanille ny fahatsapany fa vahiny no tena mitrandraka ity harena eto Madagasikara ity fa tsy Malagasy. Lalà na anefa ny fianarana nataony. Ndao fantarina ato anaty fandaharana ary hoe nanao ahoana ny nandrindrany izany?Â