L'ingénieur en bâtiment a pour mission de procéder aux études préalables relatives à la construction d'un bâtiment. Comment en devenir un ? Découvrons avec Tovoson Ramilavonjy, un ingénieur dans ce domaine, les missions, formations nécessaires et les difficultés de cette profession. Retrouvons également Jean De dieu Rakotoniriana comment il gagne sa vie, même étant non diplômé.
« Fitiavana tia karokaroka fa tsy mionona amin'izay ananana », io no toen-tsaina noentin'i Jean De dieu Rakotonirina ny fiainany na dia tsy nianatra loatra aza izy. Manao biriky sy mamboly ary manao asa an-tselika no namelomany ny ankohonany. Etsy an-daniny, hiaraka
amin'i Tovoson Ramilavonjy koa isika ao anaty fandaharana, hamantatra ny ireo dingana rehetra raha te ho tonga matianina amin'ny
fanaovan-trano.