COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©PxHere
Tous les ans, environ 4.500 étudiants malgaches quittent Madagascar pour étudier à l’étranger.

Ketrika sy Kandra: Qui n’a jamais rêvé d’aller étudier à l’étranger ?

C’est possible même sans bourse extérieure. Tous les ans, environ 4.500 étudiants malgaches quittent Madagascar pour étudier à l’étranger. Selon Jacky Fanambinana, responsable au niveau de Fan Education Agency, le Bacc est le diplôme minimum qu’il faut avoir et il est indispensable que les étudiants aient quelques notions de base en anglais.
L’orientation professionnelle part toujours d’un test de personnalité. Il faut que chaque candidat se connaisse afin de trouver le travail qui lui correspond. Notre invité, Romuald Raveloson, conseiller en orientation scolaire et professionnelle explique l’importance de ce test.



Iza amintsika no tsy mba nanonofy ny hianatra any ivelany izany ? Azo tanterahina tsara izany satria tsy voatery ho amin’ny alalan’ny vatsim-pianarana irery ihany no ahafahana manohy fianarana any an-dafy. Ny bakalorea no ny mari-pahaizana farany ambany ilaina raha hisafidy ny hanohy fianarana any. Ho fanampin’izay dia tokony hahafehy tenim-pirenena be mpampiasa toy ny anglisy ireo maniry te ho any, raha ny fanazavan’i Jacky Fanambinana, tompon’andraikitra iray ao amin’ny Fan Education Agency.
Isan’ireo fototra hiaingana ao anatin’ny fitarihana arak’asa ny fanaovana « test de personnalité ». Mila mahafantatra ny tenany ny olona iray mba hahafahany misafidy izay asa tena mety aminy. Hanazava misimisy kokoa momba izay i Romuald Raveloson, mpanolo-tsaina amin’ny « orientation scolaire et professionnelle ».

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 29 Fandaharana KSK TEST DE PERSONNALITE ET ETUDIER A L'ETRANGER
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter