COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Lucas - Pexels
Il est nécessaire de personnaliser son CV pour qu'il sorte de l'ordinaire.

KSK : Comment faire pour que votre CV sorte du lot ?

Le CV est la première pièce demandée lorsqu'on postule à un emploi, à un stage, à une bourse ou autre. Sachez qu'il existe des techniques implacables pour que le vôtre vous mette plus en valeur par rapport aux autres candidats. Découvrez-en plus ici avec Todizara Andrianajaina, conseiller en orientation au sein du PIPOM Antsiranana. Mais avant cela, allons faire la connaissance d'Abraham Dieu Donné, jeune porteur de projets qui travaille dans la transformation d'huile et de dentifrice biologique. 



Taratasy iray tena ilaina ary takiana foana ny CV rehefa hitady asa na andefa antontan-taratasy hitadiavana fianarana any ivelany na hanaovana mpilatsaka an-tsitrapo ohatra. Tadidio anefa fa misy fikafika afaka atao hampiavaka ny anao amin'ny an'ny hafa. Henoy eto ary hoe ahoana no atao amin'izany miaraka amin'i Todizara Andrianajaina, mpanolo-tsaina amin'ny fironana avy amin'ny PIPOM aty Antsiranana. fa alohan'izay dia andehe hitafatafa miaraka amin'i Abrahama Dieu Donné, tanora iray misehatra eo amin'ny fanodianana menaka sy feta fiborosiana nify biolojika. 

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 21 Fandaharana KSK HUILE BIOLOGIQUE ET ASTUCES CV

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter