L’absence d’école spécialisée en photographie à Madagascar n’a pas empêché les amateurs de s’épanouir dans le domaine. Aujourd’hui, nombreux sont ceux qui vivent de leur passion pour la photographie et parcourent le monde afin de partager leurs chefs d’œuvres.
Fano Ranaivosoa, photographe d’évènement et corporate, nous partage son avis sur l’entrée de nombreux amateurs dans le monde de la photographie actuellement.
Ny tsy fisian’ny sekoly ara-drafitra momba ny fakà na sary eto Madagasikara dia tsy nanakana ny olona tsy hiroso amin’io tontolo io. Ankehitriny dia efa betsaka ireo olona miaina amin’ny maha mpaka sary azy ary mizara ny asa tanany maneran-tany.
Fano Ranaivosoa, mpaka sary an-danonana sy orinasa, no mizara antsika ny heviny momba ny fidiran’ireo tanora maro amin’ny tontolo fakana sary eto amintsika.