Le métier de makeup artist est souvent associé aux femmes. Mais à Madagascar, des hommes se font de plus en plus remarquer dans le monde de l’esthétique et de la cosmétique. Selon Fabio Andriamahazonoro, makeup artist, la société malgache n’est pas habituée à voir des hommes dans ce domaine. Mais cela ne l’empêche pas de monter ses talents de maquilleur depuis 5 ans. Notons aussi que les jeunes malgaches investissent de plus en plus dans la cosmétique comme Vatosoa Andriamampiandry, créatrice de baume à lèvres.
Matetika ny vehivavy no hita misehatra amin’ny fanaingona sy fandravahana tarehy na ny « makeup ». Efa misy ny lehilahy malagasy miroboka amin’io tontolon’ny fikarakarana endrika io. Saingy mbola tsy mahazatra ny olona izany lehilahy manao izany asa izany hoy Fabio Andriamahazonoro, « makeup artist ». Maro ihany koa ny tanora no mampiasa vola amin’izany fikarakarana endrika amam-bika izany ka miresaka mikasika izany i Andriamampiandry Vatosoa, mpamorona sy mpanamboatra « baume à lèvres ».