COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Rotsy Koloina Andriamantsoa
Le rêve de Rotsy Koloina Andriamanantsoa est de travailler dans la publicité.

KSK : Rotsy Koloina Andriamanantsoa, actrice qui incarne « Lova », raconte son parcours

Rotsy Koloina Andriamanantsoa n’a pas toujours voulu être actrice. Au contraire, elle voulait être réalisatrice ou scénariste. Mais grâce au personnage de « Lova », le personnage principal de la série télévisée du même nom, elle a peut-être trouvé sa vocation. Dans la même foulée, Mamihasina Raminosoa, producteur et représentant régional de la maison de production DDC International (Digital Development Communication) va nous expliquer plus en profondeur l’importance d’une maison de production. En effet, son rôle essentiel est de garantir l’élaboration d’un film de sa conception jusqu’à sa finition. Elle est dirigée par le producteur qui fournit la logistique nécessaire à sa réalisation, tant au niveau des ressources humaines qu’au niveau de ressources matérielles et financières.



Tsy niheritreritra ny ho lasa mpilalao sarimihetsika i Rotsy Koloina Andriamanantsoa. Ny ho mpanatontosa sy ny ho mpanoratra sarimihetsika no novinavinainy ho atao. Nony nilalao an’i « Lova » tao amin’ny sarimihetsika mitohy mitondra ny lohateny hoe « Lova » angamba vao hainy izay tena mety aminy. Ao anatin’izay tontolon’ny sarimihetsika izay, manazava ny tena anjara asan’ny trano famokarana i Mamihasina Raminosoa, mpamokatra horonantsary no sady mpisolo tenam-paritry ny trano mpamokarana Digital Development Communication na DDC International. Ny trano famokarana no ivo miantoka ny rehetra hanatanterahina ny sarimihetsika iray. Tarihin’ny mpamokatra izy io ary manome ny fitaovana sy manakarama ireo olona ary mamatsy ny vola ilaina amin’ny fisian’ilay sarimihetsika.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 03 Fandaharana KSK MAISON DE PRODUCTION

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter