Il n’est pas toujours facile de commencer un projet. Rohy Notiavina Andriamisaina n’a pas hésité à concrétiser son désir d’aider à scolariser des enfants défavorisés. Elle a créé la page Facebook « Challenge for kids » dans ce but. Pour appuyer le budget et les dons que l’équipe reçoit de différentes associations, elle use de son talent pour confectionner des sacs à dos et des produits artisanaux pour les vendre par la suite. De son côté, Zo Louis Rabearison, directeur des programmes à l’association Zara Aina Madagascar, va nous partager des astuces pour concrétiser un projet social qui vise à la scolarisation des enfants défavorisés de façon efficace.
Tsy mora ny manomboka tetikasa. Tsy nisalasala anefa i Andrimisaina Rohy Notiavina ny hanatanteraka ny faniriany hanampy ireo ankizy hianatra. Namorona ny pejy Faccebook « Challenge for kids » izy hanatanterahina izay tetikasany izay. Mba hanampiana ireo fanomezana sy tosika omena fikambanana hafa, mampiasa ny talentany i Rohy hanamboarana kitapo na asa tanana hafa ho varotana. Etsy an-danin’izay, hanoro hevitra antsika i Rabearison Zo Louis, talen’ny rindran’asa ao amin’ny fikambanana Zara Aina Madagascar, ny amin’ny fanatanterahina izay tetikasa miompana amin’ny fanampiana ankizy hianatra izay.