Le métier d’extracteur de pierres dans une carrière fait vivre de nombreuses familles à Diego-Suarez. C’est le cas de Ruffin, père d’une famille de 4 enfants qui vit de cette activité en ravitaillant la ville en pierres brutes ou taillées, selon les demandes. La fabrication de parpaing, élément de maçonnerie qui demande de la main d’œuvre, fait partie des emplois vers lesquels les jeunes peuvent se tourner. En effet, les besoins en manœuvres augmentent pendant la saison sèche, explique Didier Ridel.
Misy fianakaviana mivelona amin’ny famakiana vato aty Antsiranana. Misintaka kely ny tanà nan’Antsiranana ny kariera iasan’izy ireo. Betsaka rahateo ny mpanamboatra trano mividy azy ireny. Torak’izay koa ny parpaing ary misy ny mivelona amin’ny fanamboarana azy ireny. Miteraka asa ho an’ny hafa izany satria arakaraka ny isa ilain’ny mpanjifa sy ny fotoana enjehina hamità na azy ny isan’ny olona ampiasaina amin’izany hoy Didier Ridel, izy izay nisehatra amin’io asa io nanomboka ny taona 2010.