Marketing traditionnel et marketing digital constituent deux techniques de vente bien distinctes mais complémentaires. A l’ère des NTIC, le digital s’avère incontournable. Recourir aux services d’un responsable marketing exclusivement traditionnel et/ou d’un digital marketer dépend de certains facteurs selon un expert en marketing et techniques commerciales, Andry Fandresena.
Amin’izao vaninandron’ny fanatontoloana izao dia tsy azo hiodivirana intsony ny fampiasana ny haitaon’ny teknolojia vaovao sy aterineto. Voakasik’izany ihany koa ny seha-pihariana misy ireo orinasa. Miankina amina teboka maromaro anefa ny tokony hisafidianan’ny orinasa iray hampiasa tompon’andraikitry ny lalam-barotra tsotra na tompon’andraikitry ny lalam-barotra an-tambajotra.