La société a une idée toute faite concernant le métier de DJ. Une perception qui repose notamment sur un certain nombre de stéréotypes. Toutefois, le métier de DJ est un métier comme les autres. Outre le fait d’être mélomane, il requiert certaines compétences. Voici le témoignage d’un DJ malgache, Deejay Dina, qui fait aujourd’hui carrière à l’international.
Hamaivanin’ny fiaraha-monina matetika izany asan’ny mpikosoka kapila izany. Maro anefa ireo mpikosoka kapila malagasy izay mivelona amin’io asa ary misy amin’izy ireo mihitsy aza no efa lasa mpampandihy fanta-daza hatrany ivelany toa an’i Rabe Dina na Deejay Dina. Azo atao tsara ny mampiakatra ny lentan’ny asan’ireo mpikosoka kapila eto Madagasikara.