La création d’emplois et les formations contribuent à la consolidation de la paix et la population de district de Betroka l’a compris, on écoute les explications du délégué de la communication et de la culture dans le district de Betroka, Fulgence Razafy, . Les entreprises sociales ont elles aussi des rôles à jouer dans le maintien de la paix. Mandresy Randriamiharisoa, directeur général de Nutri’zaza, nous fait part de leur succès dans Ketrika sy Kandra. Chaque citoyen a un rôle à jouer dans la consolidation et le maintien de la paix.
Anisan’ny miady amin’ny tsy fandriampahalemana sy ny fanamafisan’orina ny filaminana ny famoronana sy ny fanomezana asa ho an’ny tanora ary tena nahatsapa izany ny mponina any Betroka, araka ny fanazavan’i Razafy Fulgence, delegen’ny serasera sy ny kolontsaina any amin’ny distrikan’i Betroka. Manana anjara asa lehibe eo amin’ny fitandroana ny filamanana ihany koa ny orin’asa sosialy, i Randriamiharisoa Mandresy, talen’ny Nutri’zaza no hilalaza amintsika mahakasika izay orin’asa izay.