Les chercheurs et les professionnels en agronomie travaillent sur le mode d’emploi et d’utilisation des remèdes chimiques et des médicaments destinés à la consommation. Parmi ces scientifiques figurent les pharmaciens et les ingénieurs agronomes qui interviennent dans des secteurs différents mais complémentaires.
La jeune pharmacienne et également responsable de la maternité de Befelatanana, le docteur Anja Irina Ravelomanantsoa, explique les responsabilités d’un pharmacien hospitalier. Elle développe l’interdépendance du travail d’un médecin hospitalier et du pharmacien hospitalier. Par ailleurs, les ingénieurs agronomes sont également des professionnels du domaine pharmaceutique et chimique car ils font également des recherches sur la fabrication d’insecticides pour les cultures. Rovaniaina Briand Randriantsaramiafara, ingénieur agronome souligne l’importance de ce métier pour le développement de l’agriculture et de son projet professionnel.
Alohan’ny fihinana sy fampiasaina an’ireny fanafody ireny dia misy asan’ny mpikaroka sy manam-pahaizana maro izay miketrika ny fomba fampiasa azy. Ao anatin’ ireo mpisehatra ireo ny « pharmacien d’hôpital » sy ny « ingénieur en agronome », izay samy manana ny sehatr’asany fa samy mikirakira fanafody avokoa. Manazava ny fahasamihafana sy fifandraisan’ny asan’ny mpitsabo sy ny dokotera manam-pahaizana momba ny fanafody eny anivon’ny hopitaly ny mpiandraikitra ny fivarotam-panafody ao amin’ny tobim-piterahana Befelatanana, dokotera Ravelomanantsoa Anja Irina. I Randriantsaramifara Rovaniaina Briand kosa izay injenieran’ ny fambolena mikaroka momba ny fanafodim-bibikely hiarovana ny voly dia mizara ny anjara asan’ny injenieran’ny fambolena amin’ ny fampandrosoana an’io sehatra io. Mitondra ny vinan’asany eto Makagasikara koa izy rehefa vita ny fianarany ao Maorisy.