COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Freepik
Le stress peut frapper tout le monde, notamment face à la pression au travail.

Comment gérer le stress et travailler sous pression ?

Dans votre monde professionnel, savez-vous comment gérer le stress face à la pression de votre superviseur ? Quelques jeunes travaillant dans différents secteurs partagent leurs vécus dans l’émission Ketrika sy Kandra. Malgré le stress, il faut savoir identifier les priorités dans les tâches et également avoir du courage afin de donner le meilleur de soi. En outre, les employés ou les travailleurs doivent prendre leur temps pour éviter de tomber dans la routine. Pour mieux aider les jeunes, nous avons aussi invité la psychologue Mihanta Ravelonarivo pour parler de l’intelligence émotionnelle.



Hainao ve ny mandanjalanja ny mety ho fikorotanan-tsaina manoloana ny tsindry ataon’ny lehibenao eo amin’ny sehatry ny asa ? Tanora miasa amina sehatra samihafa no hizara ny traikefany ato anatin’ny fandaharana Ketrika sy Kandra. Tsara ny mahay mamantatra ny laharam-pahamehana amin’ny asa ary koa manana fahazotoana hanome ny tsara foana, na eo aza ny fikorontanan-tsaina. Ankoatra izay, tokony hanokana fotoana ho an’ny tenany manokana ny mpiasa mba tsy ho fahazarana fahatany ny fanaovana ilay asa. Mba hanampiana ny tanora dia hiresaka ny hoe fahaizana mifehy ny fihetsem-po Ravelonarivo Mihanta, psykolôgy.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 08 Fandaharana - Ketrika - Sy - Kandra - INTELLIGENCE - EMOTIONNEL
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter