COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Formaprod Epir Ahi
Du sucre artisanal produitpar l’association Tanora Mijoro Antoky ny Fampandrosoana de Soatanana.

KSK : Associations des jeunes entrepreneurs, vers la transformation artisanale des produits locaux

Transformer la canne à sucre en produit artisanal est l’activité des jeunes de l’association TAMIAFA (Tanora Mijoro Antoky ny Fampandrosoana) de la Commune rurale de Soatanàna, dans le district d’Isandra- région Haute Matsiatra. Cependant, la production de sucre artisanal ne suffit pas à couvrir les besoins des locaux actuellement. En effet, la demande est grandissante et reste supérieure aux offres, selon les explications du président de l’association TAMIAFA, Parfait Andrianasolo.

A leur tour, les jeunes de l’AAJA (Association pour l’Avenir des Jeunes de l’Androy) d’Ambovombe Androy ne manquent pas d’idées. Ils ont opté pour transformer le cactus en confiture. Cette activité se rapportant à l’extraction de cactus permet de valoriser les spécificités locales de l’Androy. Philomene Narindra, membre de l’AAJA explique que ce commerce a été développé depuis 2016 et que la plupart des acheteurs sont issus d’autres régions que l’Androy.



Manodina ny fary ho lasa siramamy gasy ny fikambanana tanora antsoina hoe TAMIAFA (Tanora Mijoro Antoky ny Fampandrosoana) ao amin’ny fokontany Ampolatany kaominina Soatanàna,  distrikan’Isandra faritra Matsiatra ambony. Taorian’ny fiofanana nomen’ny Formaprod azy ireo nanomboka ny volana marsa 2020 ka hatramin’ny volana mey 2020 dia niroso tamin’ny fampiharana izy ireo. Maro ireo olona manafatra ny vokatra, raha ny fanazavan’i Andrianasolo Parfait, filohan’ny fikambanana. Tsy maharaka izany satria raha mahavita siramamy gasy 500 isa isan’andro izy ireo, dia tsy latsakin’ny 600 isa no hafaran’ny mpanangona.

Ny fanodinana ny raketa ho lasa confiture kosa no ataon’ny AAJA (Association pour l’Avenir des Jeunes de  l’Androy) avy ao Ambovombe Androy. Ny raketa no vokatra any amin’izy ireo ka antony nitsirian’ilay hevitra mba ahafahana mitahiry izany raha fanazavan’i Narindra Philomene, mpikambana. Azo lazaina fa mivoatra ny varotra izay ataon’izy ireo hatramin’ny nanombohana tamin’ny taona 2016 saingy ny olona ivelan’ny faritra androy no tena manjifa ny vokatra raha ny fanazavany hatrany.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 14 Fandaharana - Ketrika - Sy - Kandra - SUCRE - ARTISANAL - ET - FIGUE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter