Chaque année, la campagne de collecte de girofle crée des emplois temporaires pour les jeunes de la région Atsimo Atsinanana. La cueillette, le traitement, le triage, le séchage, la mise en sachet, le transport, etc… font partie de la chaîne. Katiza Ravaoline, cultivatrice de girofle dans la commune rurale de Matanga-Vangaindrano et Tolotra Rafanomezantsoa, jeune collecteur de Vangaindrano nous racontent les enchaînements et les effets entrainés.
Anicet Razafimahatsiaro est un jeune opérateur économique de Farafangana. Il a démarré sa petite entreprise en puisant dans ses propres économies. Selon lui, la bonne gestion, la connaissance du monde des affaires et la communication sont des atouts essentiels si l’on veut être un opérateur économique.Â
Nisokatra ny 30 Septambra 2020 lasa teo ny taom-piotazana jirofo any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana. Maro ireo asa aterak’izany : isan’izany ny fiotazana jirofo, manome asa amin’io sehatra io iRavaoline Katiza, mpamboly jirofo ao Matanga Vangaindrano. Eo koa ny fanangonam-bokatra, araka ny fanazavan’i Rafanomezantsoa Tolotra, tanora iray mpisehatra amin’izany ao Vangaindrano. Ary ireo asa omen’ny mpandraharaha toy ny fanadiovana sy fifantenana ny jirofo, ny fampidirana azy ao anaty gony ary ny fitaterana azy
Tanora mpandraharaha iray ao Farafangana i Razafimahatsiaro Anicet. Tsy nisy nanohana ara-bola izy tany aloha fa ireo vola azony tamin’ny asa nataony ihany no nangoniny hamoronany ny orinasany manokana. Zava-dehibe ny fahaiza-mitantana, ny fahaizana ny tontolon’ny fandraharahana ary ny fahaizana mifandray amin’olona raha te hisehatra amin’ny fandraharahana raha ny fanazavany.