L’eau c’est la vie. Eh bien, c’est justement le cas pour une partie des habitants d’Ambohipo Sud dont les activités économiques dépendent essentiellement du fleuve d’Ikopa. La majorité de ceux qui y travaillent sont des femmes. Elles sont lavandières, laveuses de véhicules ou encore piroguières. Le Studio Sifaka est allé à leur rencontre.
Aina ny rano. Izay indrindra no zava-misy eny Ambohipo Atsimo satria miankina tanteraka amin’ny reniranon’Ikopa ny fidiram-bolan’ny mponina sasany eny. Vehivavy no betsaka miasa eny : manasa lamba, manasa fiara na koa mitondra lakana. Ho entinay mankeny ianareo amin’ity fanadihadiana iray ity.