La dispersion des déchets ménagers amplifie la pollution de l’air. Toutefois, on peut résoudre cette situation en les transformant en biogaz, énergie verte qui peut bien répondre aux besoins en électricité dans les ménages. Mais comment peut-on transformer les déchets et le fumier en biogaz ? Hajaniaina Clément Rajaonavelo nous livre quelques méthodes de transformation.
Parmi les énergies renouvelables, on peut compter l’énergie solaire qui est de plus en plus appréciée à Madagascar. Mahavory Fernand Tsitoha donne plus d’informations à propos du métier de technicien solaire qui contribue à sa promotion.
Anisan’ny miteraka fahalotoan’ny rivotra ny fiparitahan’ny fako etsy sy eroa. Azo atao tsara anefa ny mamadika an’ireny ho lasa angovo ampiasaina ao an-trano na ilay antsoina hoe « biogaz ». Ahoana ary ny fikafika fanamboarana an’izany « biogaz » izany ? Hanoro an’izay i Rajaonavelo Hajaniaina Clément, teknisianina amin’ny famokarana « biogaz ».
Ny masoandro koa dia hery iray izay hahazoana angovo. Manamparitaka ny fitrandrahana an’io isan-tokantrano ny teknisianina miasa amin’ny sehatra ny angovo azo avy amin’ny masoandro na « technicien solaire ». Manazava ny momban’io asa io, i Tsitoha Mahavory Fernand, izay « technicien solaire ».