Vous pouvez transformer votre sport favori en métier, comme par exemple être arbitre ou entraîneur. Il y a des conditions à part la maîtrise des règlements du sport. Randrianorosoa Antsoniandro, Directeur Technique National du Malagasy Rugby est invité dans notre émission.
Azonao atao asa ny fanatanjahantena ankafizinao. Ohatra hoe manao mpitsara lalao na mpanazatra. Misy fepetra takiana ankoatra ny fifehezana ny taranja iray anefa izany. Manazava izany i Randrianorosoa Antsoniandro, Tale tekinika nasionaly ao amin’ny Malagasy Rugby.
Â