Il est possible de générer de l’électricité à partir de l’eau de mer. Le saviez-vous ? C’est un projet mis en œuvre par le Pr Mamiharijaona Ramaroson, enseignant chercheur au sein de l’école supérieure de polytechnique d’Antsiranana. Il va d’ailleurs nous donner plus de détails à ce propos dans cette émission. Nous allons également découvrir les dossiers à préparer si l’on veut protéger ses inventions et créations au sein de l’Office malgache de la Propriété Intellectuelle ou OMAPI avec Narisoa Rabenja, responsable dans cette structure.
Fantatrao ve fa ny ranomasina dia azo ahodina ahazoana herinaratra ? Tetikasa mikasika io indrindra no ampahafantarin’ny Profesora Mamiharijaona Ramaroson, mpampianatra mpikaroka avy ao amin’ny fianarana ambonin’ny teknika marolafy any Antsiranana, ato anatin’ity fandaharana ity. Fa alohan’izay aloha dia andeha ho fantarina ireo zavatra rehetra ilaina raha te hiaro ny famoronana nataon’ny olona na vondrona na orinasal iray miaraka amin’i Narisoa Rabenja, tompon’andraikitra ao OMAPI na ofisy malagasy misahana ny fananana indostrialy eto Madagasikara