Être un bon leader s’apparente à être une perle rare dans le milieu professionnel. D’ailleurs, être leader, c’est mettre les intérêts de son équipe en premier et également vouloir ce qui est meilleur pour chacun. Mist’Hery Miafina, secrétaire général de la fédération de coaching professionnel, l’explique dans la première partie de l’émission. Dans la deuxième partie, Ystalien Samora, jeune entrepreneur, partage comment l’échec de sa première entreprise lui a permis de mieux lancer la suivante.
Ny fahaiza-mitarika dia fahaiza-manao anisan’ny angatahan’ny mpampiasa any amin’ny orinasa. Ny olona atao hoe leader dia olona mametraka ny tombontsoan’ny ekipany ho lohalaharana sy mitady izay mahasoa ny rehetra. Mist’Hery miafina no hanazava bebe kokoa mikasika an’izay ao anatin’ny tapany voalohan’ny fandaharana. Ao amin’ny tapany faharoa kosa dia i Ystalien Samora,tanora mpandraharaha, no hizara ny traikefany taorinan’ny tsy fahombiazan’ny orinasany voalohany.