COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Tsirery Randriamiarisoa
Tsirery Randriamiarisoa a choisi la philosophie comme filière universitaire mais s'est investi dans un tout autre domaine.

KSK : Travailler dans un domaine différent de ses études

Que faire après un bacc série A? Plusieurs choix s’offrent aux nouveaux bacheliers, à l’instar des sciences sociales, des langues vivantes, des études autour de l’écriture... Le jeune entrepreneur, Randriamiarisoa Tsirery, lui a choisi la philosophie comme filière. Plus tard, il s’est lancé dans l’entrepreneuriat et a investi dans la location de voitures, un choix qui d’apparence n’a aucun lien avec la philosophie. Pourtant, cela ne l’a pas empêché de mettre en pratique ce qu’il a appris durant ses études dans son quotidien professionnel. Suivez les détails dans l’émission KSK.


Studio Sifaka · 2020-11-19_Fandaharana-KSK-FILIÈRE-LITTÉRAIRE_RINDRA

Inona no azon’ireo mpianatra avy nanala bakalorea serie A atao eny amin’ny oniversite ? Maro ny sampam-pampianarana azon’izy ireo arahina tahaka ny siansa mahakasika ny fiaraha-monina, ny fiteny samihafa na ihany koa ny fianarana rehetra manodidina ny literatiora sns… Nisafidy ny filozofia i Randriamiarisoa Tsirery teny amin’ny anjerimanontolo. Taty aoriana nefa dia nisafidy ny handraharaha izy ary ny fanofana fiara no sehatra nidirany, sehatra izay raha ny fahita azy ivelany dia tsy dia misy ifandraisany loatra amin’ny filozofia. Nampihariny teo amin’io sehatra vaovao io naefa ny traikefa azony tamin’ny fianarany. Araho ao anatin’ny fandaharana KSK ny mikasika izay.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter