Le scholarvox est une bibliothèque numérique accessible gratuitement aux étudiants à l’université de Fianarantsoa. C’est une banque de livres électroniques permettant aux étudiants d’accéder à des ressources pédagogiques sur internet. Parlant toujours d’endroit où les jeunes peuvent se ressourcer, il y a aussi les cybercafés qui abondent partout. Tiana Harimamy Ramandimbisoa, gérant d’un cybercafé à Fianarantsoa, raconte comment il gère son activité. Selon lui, tout jeune peut exercer ce métier même sans avoir suivi des études en informatique.
Sehatra iray manampy ireo mpianatra ao amin’ny oniversiten’i Fianarantsoa amin’ny famakiam-boky ny tranom-boky nomerika Scholarvox. Feno boky mahakasika ny sampam-pianarana maro ao ary maimaim-poana ny fahafahana mahazo izany.
Tsy any amin’ny oniversite ihany nefa ny tanora no manao fikarohana fa any amin’ny cybercafé koa. Tanora iray mpitantana cybercafé ao Fianarantsoa i Ramandimbisoa Tiana Harimamy. Mizara ny fomba fitantanany sy ny andraikitra sahaniny ao izy. Tsy voatery hanana mari-pahaizana mikasika ny informatika ny olona iray vao afaka mandraharaha amin’ny fitantanana cybercafé raha ny fanazavany.