Les résultats du bacc 2020 sont sortis. Certains étudiants n’ont pourtant pas la possibilité de faire des études supérieures. Avec le baccalauréat en poche, ils doivent chercher un emploi. Plusieurs choix s’offrent à eux : le domaine public, les métiers du commerce, et certaines professions dans le secteur du tourisme. Tel est le cas de Pascal qui n’a pas son diplôme de baccalauréat et qui travaille comme conducteur de Tuc tuc dans la ville de Tamatave pour subvenir aux besoins de sa famille. Suivez les détails dans l’émission KSK.
Vao tsy ela no nivoaka ny valin’ny bakalorea 2020 ary misy amin’ireo mpianatra no tsy afaka manohy ny fianarana intsony ka mila mitady asa. Maro ny sehatr’asa azo idirana raha toa ka bakalorea no an-tanana : ny asa miankina amin’ny fanjakana, ny asa manodidina ny varotra, sy ny asa eo amin’ny sehatry ny fizahan-tany. I Pascal izao dia tsy manana na bakalorea aza kanefa dia mahavita mamelona ny vady aman-janany. Mitondra tuctuc any Toamasina no asany. Araho ao anatin’ny fandaharana KSK ny mikasika izay.