COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©RFC
Mino Ralantomanana en compagnie de Laza, le directeur des RFC, durant la cérémonie de clôture des RFC 10 à l'IFM.

KSK : le métier de coordonnateur général de festival de cinéma

Mino Ralantomanana a gravi tous les échelons avant d’être coordonnatrice générale d’un festival de cinéma. Pour elle, c’est un métier exigeant, d’autant plus qu’il survole toutes les activités. Tenir ce rôle nécessite de se mettre au niveau de tout le monde pour une communication optimale. Mino nous partage son parcours.


Studio Sifaka · 2020-12-02_Fandaharana-KSK-COORDONNATEUR-CULTURE

Mitaky fahaiza-mifehy ny tenany sy ny manodidina azy ny mpandrindra ankapobeny ny festival ana sarimihetsika. Izy no manara-maso ny fandehan’ny asa rehetra manodidina ny hetsika. Mandrindra ankapobeny ny festival ana sarimihetsika no asan’i Mino Ralantomanana. Ho azy, mila mahay miresaka amin’ny olon-drehetra ny mpandrindra ankapobeny mba hampandeha tsara ny asa, mila fanetren-tena izany. Alohan’ny nahatongavany tamin’io toerana io, niatomboka tamin’ny ambany indrindra izy. Mizara amintsika ny lalana nodiaviny ihany koa i Mino.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter