Isan’ireo asa mifandraika amin’ny toetrandro ny climatologiste sy ny météorologiste. Misy maha samihafa azy anefa ireo asa roa ireo. Manara-maso ny fivoaran’ny toetrandro ao anatin’ny fotoana fohy izany hoe 12 ora ka hatramin’ny 7 andro, sy mamoaka ny vinan’ny toetrandro ny météorologiste raha ao anatin’ny 10 andro na mandritra ny fotoana lava kosa izany ho an’ny climatologiste araka ny fanazavan’ny tompon’andrakitra ao amin’ny météo Madagasikara, Randrianarison Rivo. Mbola ao anatin’ny asa mifandraika amin’ny toetrandro ihany koa ny asan’ny mpahay lalà na mikasika ny tontolo iainana. Miresaka mikasika izay ny Me Aholy Line Sara, juriste environnementaliste ato anatin’ny fandaharana KSK.Â
Les métiers de météorologiste et de climatologiste sont liés à la climatologie. Le météorologiste s’intéresse à l’évolution du climat et de la prévision du temps à court terme, c’est-à -dire entre 12 heures à 7 jours. Quant au climatologiste, il s’intéresse à l’évolution du temps sur le long terme, les tendances de plus de 10 jours ou pendant une période plus longue, selon les explications du chef de la météorologie opérationnelle à la météo Madagasikara, Rivo Randrianarison. Le métier de juriste en environnement est également rattaché à ces activités professionnelles. Le Me Aholy Line Sara, juriste environnementaliste en parle dans l’émission #KSK.