COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Un jeune détenu qui s’adonne à la peinture.

La réinsertion sociale des ex-détenus d’Ambalatavoahangy

Les prisons ne servent pas qu’à empêcher les « criminels » de sortir. C’est un lieu d’exercice des droits des détenus  où se prépare leur réinsertion sociale. « Plusieurs personnes pensent qu’aller en prison, c’est rester dans une pièce sombre, ne pas manger, se faire torturer, etc. Pourtant, les détenus aussi ont des droits qu’il faut respecter. ll est important de bien organiser le retour de ces détenus dans la société, une fois leur peine purgée », explique le directeur du centre de détention d’Ambalatavoahangy – Toamasina – Napou Jeremie. « Cette mission de préparation à la réinsertion sociale est d’autant plus importante quand il s’agit des détenus mineurs », ajoute Tsizafy Nathan Basile Randriantsoa, éducateur spécialisé. Pourtant, la société malgache continue de mettre à l’écart les ex-détenus, ce qui favorise le récidivisme.

 


Studio Sifaka · 2020-12--09_Fandaharana-KSK-PRISON-AMBALATAVOAHANGY_MAEVA

Tsy ny fifehezana ny gadra tsy hivoaka any ivelany ihany no asan’ny tranomaizina. Toeram-pisitrahan’ny voafonja ny zony amin’ny maha olombelona azy ihany koa ny fonja, sady manomana ny fiverenan’izy ireo eny anivon’ny fiaraha-monina rehefa voaefany ny saziny. « Tsy araky ny eritreretin’ny olona sasany izy io hoe rehefa migadra dia mipetraka anaty trano maizina be, tsy mihinan-kanina sady ampijaliana. Manana zo ny voafonja izay tsy maintsy hajaina. Ary tokony atao izay hampilamina ny fiverenany eny anivon’ny fiaraha-monina rehefa mivoaka avy ato izy » hoy ny Talen’ny fonjan’Ambalatavoahangy, Napou Jeremie. Manazava moa Randriantsoa Tsizafy Nathan Basile, izay mpanabe fa manan-danja kokoa io fampiomanana amin’ny fiverenana any amin’ny fiaraha-monina io hoan’ireo voafonja tsy ampy taona. Ny olana anefa dia tsy mandray ireo olona avy nigadra ny fiaraha-monina malagasy fa matetika manilika hatrany. Toe-javatra izay mampiombo ny famerenan-keloka.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter