Noël approche à grands pas. Comme à chaque année, de nombreuses activités se créent autour de cette fête. Si certains changent d’activités, d’autres en créent durant ces festivités, à l’instar des marchands de balais qui fabriquent des sapins ou des animateurs qui revêtent, par exemple, des costumes de lutins du père noël, ... Noël se conjugue avec arbre de noël, Jean Claude Harimanana, artisan-créateur d’arbres de noël particuliers, sera notre invité de ce jour dans KSK.
Â
Maro ny olona misafidy ny hampifandraika ny asany amin’ny noely rehefa anatin’ny fankalazana ny krismasy tahaka izao, ao ihany koa ireo misafidy ny hamorona asa vaovao mihitsy. Ho resahantsika ato anatin’ny ketrika sy kandra ny mahakasika izay. Jean Claude Harimanana, mpanao asa tanana mandrafitra hazo noely amin’ireny endriny hafa kely ireny no ho vahintsika amin’ity anio ity.
Â