La dégradation de l’environnement est l’une des préoccupations majeures mondiales actuelles. La filière Sciences naturelles de l’Université d’Antananarivo figure parmi les parcours contribuant de près à la préservation environnementale. En effet, elle offre aux étudiants plusieurs possibilités de métiers. Parmi eux figure celui de conservationniste, qu’exerce Finaritra Randimbiarison.
Â
Ny fahasimban’ny tontolo iainana dia isan’ireo olana lehibe manerantany amin'izao fotoana izao. Ny seha-piofanana hay zava-boahary na ny Sciences naturelles ao amin’ny Oniversitn’Antananarivo dia isan’ireo lalam-piofanana izay mandray anjara akaiky amin'ny fiarovana ny tontolo iainana. Maro tokoa ireo asa afaka atao raha misafidy azy ity. Isan’izany ny asana asana mpikaroka amin’ny sehatra fikajiana tontolo iainana na « conservationniste », izay ataon’i Randimbiarison Finaritra.