Pour devenir doctorant en socio-démographe il faut avoir un thème bien précis en rapport avec la filière ainsi qu’une méthodologie bien établie. Il faut avoir également au moins une mention assez bien en Master.
Raha te ho « doctorant » na mpianatra manomana ny marim-pahaizana dokotoraha amin’ny lalam-piofanana « Hay fiarahamonina sy ny mponina », dia tsy maintsy manana lohahevitra mifandraika tsara amin’io lalampiofanana io aloha ary tsy maintsy manana fomba fitondrana fikarohana mazava manarak’izay. Tsy maintsy nahazo « mention assez bien » tamin’ny « Master ».