Les vagues, la mousson, un environnement encore sauvage, c’est ce qui fait la particularité du spot de kitesurf de la Baie des sakalava. Dans cette émission, nous allons parler du métier de moniteur de kitesurf avec Orlando Aristide, qui exerce ce métier depuis des années. Mais avant cela, le directeur régional de la jeunesse et des sports, Arisandratra Augustin, va nous expliquer les potentialités de ce marché dans la région.
Tontolo iainana mbola tsy voakitika firy, onjan-dranomasina sy varatraza, ireo no anisany manintona olona maro andeha hanao surf any amin’ny Baie des sakalava. Ato anatin’ity fandaharana ity no ahalalanao misimisy kokoa ny momba ny asana mpampianatra kitesurf miaraka amin’i Orlando Aristide, efa nanao io asa io an-taonany maro. Ny talem-paritry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena DIANA, Arisandratra Augustin, kosa no hanazava momba ity tsenan’asa iray ity.
Â