COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Cottonbro
L’éducateur sportif a pour rôle d’associer le sport à l’éducation.

Les différences entre éducateur et entraîneur sportif

L’éducateur sportif se charge de l’éducation à travers le sport même si les animateurs sportifs et les entraîneurs sont également là pour éduquer.

L'animateur a pour uniquement objectif de faire jouer les enfants. L’éducateur sportif joue également avec les enfants mais commence à introduire les règles régissant la discipline sportive pratiquée. L’entraîneur prépare les enfants aux compétitions après qu’ils soient passés par l’éducation sportive. De plus, un éducateur sportif doit être diplômé d'une école de formation en matière de sport. Mahita Simonia et Tahiana Rasoamaro tous deux éducateurs sportifs expliquent qu’un éducateur doit avoir le sens de la pédagogie. Ils doivent également avoir des connaissances concernant la psychologie et le fonctionnement psychomoteur et physiologique des enfants.


Studio Sifaka · 2021-01-19_Fandaharana-KETRIKA-SY-KANDRA-EDUCATEUR-SPORTIF

Ny atao hoe « éducateur sportif » na mpanabe ara-panatajahantena dia olona manabe amin’ny alalan’ny fanatajahantena. Tsy ny « éducateur sportif » ihany no azo atao hoe mpanabe ara-panatajahantena fa voakasik’izany ihany koa ny « animateur » na mpanentana ara-panatajahantena sy ny mpanazatra. Saingy misy ihany ny mahasamihafa azy. Ny mpanentana dia manana tanjona hampilalao ny ankizy fotsiny ao anatin’ny fampiarana ny fanatajahantena. Ny mpanabe ara-panatajahantena dia mampilalao zaza ihany koa fa efa manomboka mampiditra ny lalàna mifehy ny fanatajahantena iray. Ary ny mpanazatra dia efa manomana ireo ankizy avy nandalo tao amin’ny mpanabe ara-panatajahantena hanao fifaninana isan-karazany. Tsy izay rehetra nanao fanatajahantena akory dia afaka manao « éducateur sportif » avokoa. Voalohany aloha olona nivoaka tamin’ny sekoly fampiofanana ho mapanabe no mahazo manao éducateur sportif. Mila mahay pédagogie, ny toe-batan’ny zaza, ny fomba fisainan’ny zaza araka ny fanazavan’ireo mpanabe ara-panatahantena, Mahita Simonia sy Rasoamaro Tahiana.

Tsy izay ihany ny asa atao amin’ny sehatry fanatajahantena fa azo atao ihany koa ny mandraharaha amin’io sehatra io. Saingy mbola sarotra izany hoy i Rafalimanana Ny Anjara, tompon’andraikitry ny Yfomac.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter