Le secteur du social comprend plusieurs métiers. Ce jour, nous allons nous focaliser sur le métier d’assistant social et sur celui d’éducateur au pair. Souraya Marizafy, assistante sociale auprès d’une association humanitaire d’Antsiranana va nous parler de sa fonction. D’un autre côté, Sylvia Andrianirina et Omega Andriatsiafoy, deux éducateurs au pair venant d’Antsiranana et d’Antananarivo nous expliqueront les ficelles de leur métier.
Maro ny asa azo atao eo amin’ny sehatra sosialy. Fa ny hifantohantsika androany dia ny asana mpanabe olon-tsahala sy ny mpanome tantsoroka ara-tsosialy. I Souraya Marizafy, mpanome tantsoroka ara-tsosialy miasa eo anivon’ny fikambanana iray ao Antsiranana no hanazava momba ny asany. I Sylvia Andrianirina sy i Omega Andriatsiafoy kosa no hizara amintsika ny ataony amin’ny maha mpanabe olon-tsahala azy ireo.