Le 13 février est la journée mondiale de la radio. Nous avons donc voulu valoriser les métiers liés à cette activité, en partie les correspondants radio. Ces derniers jouent un rôle primordial en étant respectivement ambassadeurs d’une station dans leurs régions respectives. Ils se doivent de partager les actualités de leurs régions tout en respectant la ligne éditoriale de la station principale. Rojo Razafimanantsoa d’Antsirabe et Jean Ciel de Morombe, des correspondants du Studio Sifaka et Sarah Tétaud, correspondant de la Radio France Internationale à Madagascar partagent leurs vécus et expériences dans l’émission.
La Webradio se présente également en tant que nouvelle forme de la radio par rapport à la révolution technologique. Faly Rakotoarivony, le chef de service de communication et marketing de l’Université d’Antananarivo et Fanja Roger, directeur de la RNA SAVA expliquent ses spécificités par rapport à la radio hertzienne. Cette forme de communication, selon eux, peut élargir le public d’une station, elle permet également de mettre en place plus d’interactivité mais l’accessibilité à l’internet demeure un blocage à Madagascar.
Andro manerantany ho an'ny radio ny 13 Febroary. Miresaka manokana momba ireo asa mifandray amin’izy io ny Ketrika sy Kandra, ohatra amin’izany ireo “correspondant radio”. Mitana andraikitra izy ireo, misolo tena onjam-peo iray any amin'ny faritra misy azy ireo. Mizara ireo vaovao avy amin'ny faritra misy azy ireo no sady manaja ny fitsipika mifehy ilay onjam-peo hisoloany tena. Mizara ny traikefany i Razafimanantsoa Rojo, avy ao Antsirabe sy i Jean Ciel, avy ao Morombe, “correspondant” ho an’ny Studio Sifaka. Eo ihany koa I Sarah Tétaud, masoivohon’ny Radio France Internatioanle eto Madagasikara.
Endrika hivoaran’ny onjam-peo ihany koa ny “Webradio”. Manazava ny fotokevitra ao anatin’izy io I Rakotoarivony Faly, tompon’andraikitry tompon’andraikitry ny serasera sy ny fampahafantarana nomerika eo anivon’ny Oniversite an’Antananarivo sy I Fanja Roger, talen’ny RNA SAVA. Mampivelatra ny mpihainon’ny onjam-peo izy ity, mampisy fifandraisana bebe kokoa amin’ny mpihaino, hoy izy ireo saingy mbola sakana ny tsy fahafahan’ny rehetra misitraka ny aterineto eto Madagasikara.