Le tissage de la soie est un métier difficile, selon la tisseuse de soie, Patricia Rasoarinaivo. Il ne s’agit pas du simple protocole de couture. Il y a un processus à suivre pour obtenir du tissu en soie, de l’élevage des vers à soie au séchage des fils en passant par la cuisson, sans omettre la dernière étape, le tissage un à un des fils de soie. Pour le métier lié à la poterie, miser sur la qualité de l’argile est nécessaire afin d’obtenir une bonne qualité de produits.
Ny fanenomana lamba landy dia sarotra hoy ny mpanenona Rasoarinaivo Patricia noho izy mandalo dingana maro vao mahavoaka lamba iray. Mila miompy landy aloha. Avy eo mahandro azy. Manamaina izany ary ilay singa azo avy amin’izay dia mbola andrahoina amin’ny ranom-bary. Izay vao manomboka ny fanenomana tsirairay ny kofehy havadika landy. Ho an’ny fanamboarana fitaovana vita amin’ny tanimanga indray dia mila mahay mijery ireo tanimanga tena tsara hahafahana mahazo endrika tsara amin’ilay zavatra tiana ho rafetina avy eo.