Quand on parle des métiers liés à la santé, on pense immédiatement aux médecins. Pourtant, il existe d’autres métiers dans ce secteur, les pharmaciens en font partie et l’émission Ketrika sy Kandra reçoit le Docteur Lee Raoelinavalona pour parler de sa spécialisation dans la parapharmacie. Après avoir fait l’assistanat dans différentes pharmacies, il a fait ses propres recherches sur les produits parallèles aux médicaments comme les produits cosmétiques ou aussi les produits liés aux soins de l’enfant. Il a, par la suite, a créé son entreprise en parapharmacie en 2013. Le métier de dentiste n’est pas en reste. Il comprend plusieurs spécialisations, comme la pédodontie ou l’orthodontie. Le docteur Miantsa Hasina Andriamanalinjafy et Rakotonjanhary Anselme en parlent dans l’émission.
Ny asana dokotera matetika no tonga ao antsaina rehefa miresaka momba ny asa mifandray amin'ny fitsaboana. Misy asa hafa anefa amin'ity sehatra ity, iray amin'izany ny fivarotana fanafody ary mandray ny dokotera Lee Raoelinavalona, izay mifantoka manokana amin’ny « Parapharmacie » ny Ketrika sy Kandra. Taorian'ny fizarana asa tamin'ny fivarotam-panafody maromaro dia nanao fikarohana manokana momba ny vokatra mifanindran-dàlana amin'ireo fanafody izy toy ny vokatra fikarakarana ny vatana na ireo natokana ho an’ny zazakely. Avy eo, namorona ny orinasany momba ny « Parapharmacie” izy tamin'ny taona 2013. Toy izany ihany koa ny asan'ireo mpitsabo nify izay azo handalinana fahaizana isankarazany, ohatra ny fitsaboana ny nifin’ankizy na ihany ko any fanitsiana ny nify. Ny dokotera Andriamanalinjafy Miantsa Hasina sy Rakotonjanahary Anselme no hiresaka mikasika izay.