Faire de la photographie peut être une source de revenus    . A part photographier des clients en studio, des mariages ou d’autres types d’évènement, il est aussi possible de vendre les photos sur internet. Même des photographes amateurs peuvent vendre      leurs photos sur différents sites internet tant que ces derniers sont de bonne qualité. Il y a aussi différents contrats de vente qui      ont pour but de protéger le droit d’auteur.
Henitsoa Rafalia est un photographe reporteur freelance, qui travaille     aussi pour quelques organes de presse internationaux. Dans ce métier, selon lui, l’important est de réaliser des clichés forts et parlants. Les photos doivent raconter une histoire. Pour ce faire, il faut de la concentration, de l’analyse rapide et de l’anticipation.
Azo atao asa mampidi-bola ny fangalà na sary. Ankoatry ny fakà na sary anaty mariazy, hetsika na anaty « Studio » ireny dia azo varotana any anaty tranon-kala ihany koa ireo sary. Tsy voatery sary nalaina mpaka sary matihanina no varotana any anatin’ireo tranon-kala. Tokony ho sary tsara kalitao foana anefa ireo sary varotana hoy i Armel, mpaka sary matihanina. Misy karazana fifanarahana      apetraka isaky ny mivarotra ireo sary mba hiarovana ny zon’ny mpaka sary.
Photoreporter tsy miankina ho ana orinasa miasa amin’ny tontolon’ny fanaovan-gazety i Henitsoa Rafalia. Ny fahaizana mitantara ny zava-misy amin’ny alalan’ny sary no tena mampiavaka io asa iray io. Mila mifantoka, maminavina izay mety hitranga sy manadihady ny tontolo manodidina rehefa haka sary anatina trangan-javatra iray.