Ny « maison d’hôte » dia trano fonenana iray ahitana efitra dimy ary hampanofaina amin’ireo vahiny na ireo mpanjifa. Raha mihoatra ny efitra dimy kosa dia efa azo lazaina hoe hotely. Amin’ny maha     «maison d’hôte» azy ihany koa dia tsy maintsy miara-mipetraka amin’ilay mpanjifa ao ilay tompon-trano. Mampiavaka ny « maison d’hôte » ny fisian’ny fifandraisana akaiky kokoa sy ny fahatsapana toy ny hoe any antrano ihany.
Ravinala 1 hatramin’ny Ravinala 3 ary kintana 1 hatramin’ny kintana 5 ny fomba fanasokajiana hotely. Lazaina hoe Ravinala ny hotely iray raha folo farafahabetsany ny isan’ny efitra ao anatiny. Raha mihoatra izay kosa dia efa kintana no hanasokajiana azy. Isan’ny singa mila jerena rehefa hametraka ireo fanasokajiana ireo ny kalitaon’ny tolotra, ny diploman’ireo mpiasa miasa, ny habehin’ny lalan-tsara, ny efitra, ny fandriana eny na ny servieta aza. Manazava misimisy kokoa i Nisa Rakotondravohitra, mpampiofana eo anivon’ny Institut National de l’hôtellerie et du tourisme.Â
Une maison d’hôte est une habitation aménagée pour que des clients puissent y séjourner. Le concept veut que le propriétaire de la maison habite avec ses clients ou ses hôtes. Une maison d’hôte ne doit contenir que 5 chambres maximum. Plus de cela, il sera classifié comme étant un hôtel. Selon Harifidy Rajohnson, gérant d’une maison d’hôte en centre-ville d’Antananarivo, créer et gérer une maison d’hôte serait plus rentable. Â
Les hôtels à Madagascar sont classifiés de 1 à 3 Ravinala et de 1 à 5 étoiles. Les hôtels de classe Ravinala disposent de 10 chambres au maximum. Au-dessus de cela, la classification passe aux systèmes d’étoiles. Pour obtenir les classifications, il faut suivre les critères imposés pour chaque étoile. Prendre en compte, par exemple, la qualité des services, les diplômes du personnel de l’hôtel, la surface des chambres, des lits et même des serviettes. Plus d’explications avec Nisa Rakotondravohitra, formateur auprès de l’Institut National de l’hôtellerie et du tourisme.