89 lavitrisa ny tavoahangy plastika vokarina eran-tany, ary 10 taonina isan- tsegondra ny vokatra plastika vokarina manerana an’izao tontolo izao. Misy amin’izy ireny no mivadika fako. Mbola misy ny afaka averina ampiasaina sy azo ahodina. Ho an’iI Razily, mpanangona sachet, dia fidiram-bola ho azy ny fisian’izy ireny. Izay azahoany 60.000 ariary isan-kerinandro. Anisan’ireo fidiram-bola ihany koa ny fanangonana tavoahangy efa avy nampiasaina. Manodidina ny ariary zato eo ny iray amin’izy ireny raha toa ka mbola tsara kalitao.
89 milliards de bouteilles plastiques sont produites dans le monde, à raison de 10 tonnes par seconde. Il y a ceux qui deviennent des déchets et d’autres qui sont recyclés et réutilisés. Pour Razily, collecteur de sachets, son activité consiste à collecter des sachets déjà utilisés. Cela lui rapporte jusqu'à 60.000 ariary par semaine. Pour les bouteilles en plastiques, cela lui fait gagner aux alentours de 100 ariary l'unité, suivant la qualité du produit.